|
|
|
|

Entry1  mamosavy
Root  2 mosavy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Manisy mosavy, mamorika, manimba ka mahafaty: Lazain' ny olona fa ilay olona tao atsimony, hono, no namosavy azy.
5 Milaza ny tsy mety, toy ny, ohatra, milaza olontsy heny ho mpivady: Ranona itỳ mamosavy mihitsy; olona mpianadahy ireny ka ataonao hoe mpivady.
6 Manao zavatra mety hahavoa: Mamosavy izay nanaparitaka ireto fanjaitra ireto teto amparafara?.
7 Enti-milaza ny saka manana anaka. [1.1]
Explanations in English  8 to bewitch. [1.2]
9 to practice withcraft, to cast a spell. [1.7]
Explanations in French  10 ensorceler, jeter un maléfice. [1.8]
11 ensorceler, jeter un maléfice sur quelqu'un ou sur quelque chose. Beaucoup de maladies, notamment les psychopathies, mais aussi des maladies dont l'origine paraît suspecte, surtout celles qui se déclenchent brutalement, sont attribuées à de tels maléfices. [1.196]
Examples  12  Ny mamosavy hitan' olona, ka ampandoaviny vola, dia tsy lazalazainy, no atao hoe mividy laona. [2.293]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Vocabulary  17  Beliefs
Proverbs  18  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/11