Entry (1/2) | 1 mamofona |
Root | 2 fofona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandefa fofona, mitera-pofana: Mamofona ny tany mando Maimbo: Mamofona itỳ hena itỳ fa efa nialina andro [1.1] |
Explanations in English |
5 to smell bad [1.7] |
Explanations in French |
6 sentir mauvais [1.8] |
Examples |
7 ary raha miaraka amin' ny ferena dia ny tsara fanahy avy no mamofona
[2.436#]
8 mamotsibotsy ny voankazo na mamofona ny zava-maniry satria mamony tsy misy orana [2.285#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 13 mamofòna |
Root | 14 fofona |
Part of speech | 15 imperative of active verb mamofona [Full list] |
Anagrams | 16 fanomamo, 17 mamofòna, mamofona |
Updated on 2025/09/20 |
![]() |