| Entry | 1 mamelatra |
| Root | 2 velatra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mamela hitsotra tsara: Mamelatra karipetra handiavan' ny mpanambady ny tompontrano
5 Manokatra: Mamelatra boky ny mpianatra 6 Mandahatra tsara mba hanaitra ny mason' ny olona: Mamelatra ny entany vao maraina ny mpivarotra rehetra 7 Manomana ho an' ny ilana azy: Mamelatra fandambanana 8 Mamelatra fandriana. sns 9 Mametraka: Mamela-pandrika ho an' ny biby ny mpihaza 10 Manazava: Ny mpitandrina Ranona no hamelatra ny lohateny hoe: Zava-poana izao tontolo izao [1.1] |
| Explanations in English |
11 to unroll, to spread; to set a table; to explain
[1.7] |
| Explanations in French |
12 dérouler, étendre, déployer; mettre la table; expliquer
[1.8] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 17 mamelabelatra |
| All compound words | 18 4 combinations of this word |
| Updated on 2025/11/09 |
|