|
|
|
|

Entry1  mamaritra
Root  2 faritra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Manisy tsipika manodidina, mamala, mamangitra: Mamaritra tanimboly.
5 Mametra: Ny tendrombohitra Bemaraha no mamaritra ny tanin' ny Sakalava aty atsinanana / Fa iza no mba hamaritra ny fahefako eto an-tokantranoko?. [1.1]
Explanations in English  6 to mark out, to set boundary lines, to set dimensions.. [1.2]
Examples  7  Ny lalàna no mamaritra izany. [1.320#]
8  Ny toe-bola sy ny velaran-tany volena no mamaritra ny safidy. [2.117#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
All compound words  13 mamari-body
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Anagrams  15 mamaratry, 16 mamaritra, 17 mamiratra, 18 miramatra

Updated on 2025/11/11