| Entry (1/2) | 1 mamana |
| Root | 2 fana |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 mikotrika atody
[Tambahoaka]
[1.78] 5 Mitanika indray ny hanina efa masaka fa nangatsiaka: Mamana vary mangatsiaka 6 Manafana: Mamana tanana amin' ny afo [1.1] |
| Explanations in English |
7 to make warm.
[1.2] 8 to heat [1.7] |
| Explanations in French |
9 chauffer
[1.8, 1.405] |
| Examples |
10 Rano mafana hosotroina no angatahiny matetika, ary indry mandrehitra afo amin' ny kitay bozaka sy mamana rano ho azy Rasoa.
[2.470#]
|
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 15 mamanà |
| Root | 16 fana |
| Part of speech | 17 imperative of active verb mamana [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | mamanà, mamana, 18 manama, mañama |
| Updated on 2025/11/21 |
|