Entry | 1 mamaly bontana |
Elementary words | 2 mamaly, 3 bontana |
Part of speech | 4 locution |
Examples |
5 Hatramin' ny nahafatesan-dRavokatra raikeliny, dia tahaka ny mamaly bontana azy ny toe-panahy asehon' I Lidy.
[2.470]
6 Na misy aza ny Malagasy ampijalina, na misy aza ny Malagasy mankasitraka sy manampy fanorotoroana ny fireneny, misy koa ny mamaly bontana izany sy miatrika amin-kerim-po sy fahasahiana ny maha-Malagasy tsy tia handevoizina azy. [2.472] |
Anagrams | 7 mamaly bontana, 8 manatambolina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |