Entry mamahatra (fahatra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mamikitra, mitazona mafy amin' ny tongotra: Namahatratamin' ny vato ny tongony, nefa nalama ilay vato ka tsy ampy toy inona nikorisa izy dia nianjera tany an-kady
¶ Mitokona tsy mety mandroso: Notaritina ilay zaza, nefa namahatra ka hany hery nobataina tao [Rajemisa 1985]
English definition to resist when drawn, as roots clinging tenaciously to the soil; to back, as a person dragged against his will; to stand firm; to act obstinately. [Richardson 1885]
French definition se cramponner, s'appuyer, compter sur, refuser de marcher [Abinal 1888]
Morphology 
mamahatra
namahatra
hamahatra
mamahara

Entry mamahatra (vahatra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandatsa-paka, mamaka: Ho tahaka ny hazo maniry eny amoron-drano izy: mamahatra any anaty rano [Rajemisa 1985]
Morphology 
mamahatra
namahatra
hamahatra
mamahara

2012/02/29