| Entry (1/3) | 1 fahatra |
| Part of speech | 2 Unspecified |
| Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza famikirana na fitazonana mafy amin' ny tongotra mba tsy hianjera na tsy hialana eo amin' ny toerana misy ny tena
[1.1] |
| Explanations in English |
4 See fahana, vahatra.
[1.2] |
| Derivatives |
|
| Entry (2/3) | 19 fahatra |
| Part of speech | 20 noun |
| Explanations in Malagasy |
21 Teny ilazana amin' ny fitsipi-pitenenana ara-drafitra ny toerana ahazoana manonona teny araka ny avapeo:
22 -- ny loha lela: r 23 -- ny lany lela: 1 24 -- ny lanilany: g 25 -- ny nify: t 26 -- ny molotra: m 27 ka mahatonga ny hoe feo amolotra, feo andany lela [1.1] |
| Entry (3/3) | 28 fahatra |
| Part of speech | 29 noun |
| Explanations in Malagasy |
30 mpamorona
[Taimoro]
[1.78] |
| Anagrams | 31 fahatra, 32 hafatra |
| Updated on 2025/11/13 |
|