Entry | 1 malaladalaka |
Root | 2 malalaka |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in English |
4 [1.2] rather wide; fig. not very busy, having a convenient time, having a respite, at leisure |
Explanations in French |
5 [1.3] duplicatif diminutif de malalaka |
Examples |
6 [2.357#] ny tao anatiny kosa anefa dia malaladalaka ihany, sady voalamadamaka mba hitovitovy tantana ny fanambaniny. 7 [2.588#] ambany atsimon'i Vatove somary andrefana kely, dia misy tany marina malaladalaka, misy vato vaventy tsirairay ny ilany atsimo. 8 [2.471#] Nony nadeha kelikely, ka efa tokony ho tonga tao afovoan' ny nosy izahay dia nahatsinjo toerana toa malaladalaka noho ny manodidina. |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |