| Entry | 1 maka vava latsaka |
| Elementary words | 2 maka, 3 vava, 4 latsaka |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 misambotra teny diso na sendra lasa ka manararaotra izany mba hamelezana na hananganana korontana
[1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|