Entry maka ba (aka, ba)
Part of speech expression
Malagasy definition manao fiomanana (avy amin' ilay fomban' ny mpitarika hira izay mively ba araka ny ban-kira roa na telo na efatra, indray mandeha alohan' ny hanombohana hira) [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

2011/06/06