Entry ba
Part of speech   conjunction [list]
Malagasy definition   [Taisaka] mba [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] mba: Ñ'kamo mihinañ'akida ka ba maniry 'hodiny à? (ilay kamo homan'akondro ka mba mitsiry va re ny hodiny e?) [Rakotosaona 1972]
French definition   [Taisaka] marque l'interrogation [Deschamps 1936]

Entry ba
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tanosy] Fery, vay [Rakotosaona 1972]
Vocabulary  
Synonyms   bay
Quotes  

Entry ba
Part of speech   noun
Malagasy definition   Ny fingadonan' ny andalan-tononkalo, izay avy amin' ny toeran' ny tsindrimpeo amin' ny andalana tsirairay avy: Misy karazany roa ny ba, dia ny ba mingadona (ohatra Làpa) ary ny ba mitsaika (ohatra Tàratra)
¶ Fomba fandrefesana ny feo amin' ny mozika: Ba efatra izany mozika izany [Rajemisa 1985]
English definition   bar in music [Eng. Bar.] [Richardson 1885]
   a measure in music; time in music [Hallanger 1973]
French definition   mesure en musique [Hallanger 1974]
Examples   Betsaka ny tanora mankafy ny Kalon'ny Fahiny: te hahafantatra sy hifehy ny Ba Gasy [Madagascar Tribune , 2009/11/12]
Vocabulary  
Origin   English: bar. French: battre (la mesure).
Compound words, titles, names  
Quotes  

Entry ba
Part of speech   noun
Malagasy definition   [frantsay bas] Karazan-tenondamba vita tanana na mima atao amin' ny kofehy volonondry izay ampifampidipidirina manara-dalàna amin' ny vin-korise na vim-ba: Manana akanjo ba mangamanga i Koto kely / Mahay manao ba ny vadin-dRabe
¶ Fonon-tongotra rehefa atao anaty kiraro [Rajemisa 1985]
English definition   stockings, socks. [Fr. Bas] [Richardson 1885]
   knitting [Hallanger 1973]
French definition   [français bas] tricot [Hallanger 1974]
Vocabulary  
Derivations  
Origin   French: bas.
Compound words, titles, names  
Analogy   akanjo ba ~ ban-kiraro

Entry ba
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Sakalava] Karazan' oviala misy vodiny boribory sahala amin' ny tavolo [Rajemisa 1985]
English definition   [Sakalava] a shrub [Richardson 1885]
Vocabulary  

Entry ba
Part of speech   noun
Malagasy definition   [frantsay banc] Hazo fisaka lavalava misy tongony, natao hipetrahana
¶ Dabilio [Rajemisa 1985]
Origin   French: banc.

Entry ba~
Part of speech   prefix [Words with ba~]
English definition   a prefix joined to many roots, a balelaka [primary root lelaka] [Richardson 1885]

Entry Ba
Part of speech   noun (symbol)
Malagasy definition   Singa mivaingana, faha-56 amin'ny firaketan'i Mendeleiev. [3.1]
English definition   Barium. [3.1]
Vocabulary  
Scientific name   ba|Ba

Updated on 2017/06/29