|
|
|
|

Entry1  maka afo
Elementary words  2 maka, 3 afo
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 tsy manana afo ka mandeha any an-tranon' olona maka vainafo mba hampirehetana afo any an-tranon' ny tena. [1.1]

Anagrams  6 famaoka, 7 famoaka, 8 mafoaka, 9 maka afo

Updated on 2025/09/12