Entry | 1 maizim-bolana |
Elementary words | 2 maizina, 3 volana |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 fotoana tsy ahitana ny volana [1.1] |
Explanations in English |
6 the dark of the moon [1.7] |
Explanations in French |
7 le temps où la lune est invisible [1.8] |
Examples |
8 Kintana an-tapitrisany maro amin'ny haizim-bolana no nampitraka kely ny lohany ka toa nahitany fanantenana manjavozavo
[2.470]
9 Indray takariva maizim-bolana, nisy olona nisakana sy namely azy [2.470] |
Vocabulary | 10 Astronomy |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word maizim-bolana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |