| Entry | 1 maivan-doha |
| Elementary words | 2 maivana, 3 loha |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 tsy manam-pieritreretana, tanora fanahy; manidintsidina; tsy mahadinika, tsy mihevitra tsara, miovaova hevitra [1.1] |
| Synonyms | 6 maivan-tsaina |
| Updated on 2025/09/12 |
|