Entry | 1 maimaim-poana |
Elementary words | 2 maimaina, 3 foana |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 tsy vidina, tsy andoavam-bola, tsy misy takalony na vidiny fa atao fotsiny amin' izao: Omeko anao maimaim-poana iny boky iny [1.1] |
Explanations in English |
6 given freely, for free [1.7] |
Explanations in French |
7 gratuit, donné pour rien [1.8] |
Examples |
8 Tsy hamela ahy maimaimpoana ny feon' ny fieritreretana!
[2.499#]
9 Mandamina fanabeazam-bahoaka maimaimpoana sy takatry ny rehetra hidirana ny Fanjakana. [1.320#] 10 ny voninahitra na dia ny kely indrindra aza, aza omena maimaimpoana, fa ataovy valim-pitian' ny fahazotoana sy ny fahendrena; [2.285#] |
Illustrations |
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |