|
|
|
|

Entry1  mahia tsy marary
Elementary words  2  mahia, 3  marary
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  enti-milaza olona mahia tsy noho ny aretina, fa efa vahany rahateo [1.1]

Updated on 2025/09/12