|
|
|
|

Entry1  mahay mandray olona
Elementary words  2 mahay, 3 mandray, 4 olona
Part of speech  5  locution
Examples  6  Nihevitra azy ho toy ny naterany ilay mpampiasa azy, ary noho ny toetrany mahay mandray olona, dia maro tamin' ireo mpividy sy mpivarotra aminy no nanjary tena sakaizany nifankahazo am-po. [2.5]

Updated on 2024/12/07