| Entry | 1 mahatsikaiky |
| Root | 2 tsikaiky |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Teny ilazana olona na zavatra mampihomehy na maha-te haneso amin' ny bika aman' endriny na amin' ny fihetsiny: Mahatsikaiky Ramatoa iny amin' izato akanjony ambony lohalika
[1.1] |
| Explanations in English |
5 ridiculous
[1.17] |
| Explanations in French |
6 risible, plaisant, qui fait rire, amusant, comique
[1.3] 7 ridicule [1.9] |
| Analogs | 8 fanalanaandro, 9 fanaraby, 10 fihomehezana, 11 mampihomehy |
| All compound words | 12 holamahatsikaiky |
| Updated on 2025/11/09 |
|