|
|
|
|

Entry1  fanaraby
Part of speech  2  noun or adjective
Root  3  haraby
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina manaraby, maneso, mamazivazy
Azo na mendrika hoesoesoina, faneso: Tsy fanaraby na oviana no oviana ny zokiolona toy ireny

Anagrams  5 fanabira, 6 fanaraby, 7 fibarana

Updated on 2025/09/12