Entry fihomehezana (hehy)
Part of speech noun
Malagasy definition Asa atao rehefa mihomehy: Fihomehezana eran' ny trano raha vao niditra izy
¶ Fananihany: Nataon' ny olona fihomehezana ilay Ramatoa niteniteny foana [Rajemisa 1985]
English definition laughter; a laughingstock [Hallanger 1973]
French definition le rire [Hallanger 1974]

2009/10/20