| Entry (1/2) | 1 mahatapitra |
| Root | 2 tapitra |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
4 Qui peut terminer, compléter
[1.3] |
| Examples |
5 Ary isan' izay mahatapitra toy izany izy dia mikosoka tain' ondry anankiray, ary averimberiny izany teny izany mandra-podiny.
[2.69]
6 Tonga rahateo koa izany biby kely isan-karazany mihinana ny voly izany, ny ramoretaka mamely ny kisoa, ny aretin' omby mahatapitra aina azy ireny. [2.470] |
| Entry (2/2) | 7 mahatapitra |
| Root | 8 tapitra |
| Part of speech | 9 adjective |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
10 Qui peut salir
[1.3] |
| Updated on 2025/09/12 |
|