|
|
|
|

Entry1  maharikoriko
Root  2 rikoriko
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Miteraka na mahatonga rikoriko, mahasosotra izaitsizy, mahalotika: Maharikoriko ny loton' itỳ zaza ~ Maharikoriko ahy ny toetran' iny olona tsy valahara iny. [1.1]
Explanations in English  5 nauseating. [1.7]
Analogs  6  mahaboboka, 7  mahadikidiky

Updated on 2025/11/11