Entry mahadala (adala)
Part of speech adjective
Malagasy definition mahatonga adala, mampivozavoza, mampitahontahona: Mahadala ny toaka sy ny rongony, ka izany no nandraran' Andrianampoinimerina azy ireo [Rajemisa 1985]
French definition qui rend fou, imbécile [Abinal 1888]
Quotes 

2015/03/11