Entry mahabibo
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sakalava] Karazankazo izay ny voany fanao amin' ny tombokavatsy mba hahamainty azy [Rajemisa 1985]
 (Anacardium occidentale) hazo fonentana, lava misandrahaka ny sampany, lehibe sady mafy toto ny raviny, mavo manopy mena ny voany. Avy any Amerika atsimo ary dia niitatra any amin' ny ankamaroan' ny faritra tropikaly. Ny Arabo no nampiditra azy teto Madagasikara tamin' ny taonjato faha-18, any amin' ny faritra atsinanana sy any avaratra andrefana mafana sy mando no be azy... [Akademia 2005]
English definition the cashew tree; its nut [Hallanger 1973]
French definition [ mahabiba, mabiba, mabibo ] [Tankarana] anacardier, produit la noix de cajou koroso [David 1952 (takila M)]
 l'anacardier; sa noix [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Scientific name Anacardium occidentale
Synonyms koroso
Toponymy Place names having the word mahabibo (1): Mahabibo

Entry Mahabibo
Part of speech name (toponym) [list]
Vocabulary 
Toponymy mahabibo

2017/03/10