|
|
|
|

Entry1  maha-ambany
Elementary words  2 maha~, 3 ambany
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 Enti-milaza ny antony maha-tsinontsinona: Tsy fantatrao ve ny maha-ambany izao toetranao feno lainga sy fitaka izao. [1.1]

Updated on 2025/09/12