|
|
|
|

Entry1  madilo ny sofina
Elementary words  2 madilo, 3 sofina
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 efa marenina ny sofiko (noho ny fandrenesana ilay zavatra lazaina imbetsaka loatra) [1.1]
Examples  6  madilo ny sofina amin' ny resaky ny olona momba ny fitondrantenanao [1.1]
7  madilo ny sofiko (J'en suis assourdi) [1.3]

Updated on 2025/09/12