Entry madilo (dilo)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   marikivy [Bezanozano] [Rakotosaona 1972]
   Mahatsiaro mangintsingitsina any amin' ny sofina sy ny nify any noho ny feon-javatra midilotra; mahasosotra amin' ny nify na amin' ny sofina: Madilo fa aza akasika amin' ny vilia ny antsy
¶ Dombo (satria raha vy dombo no akapa amin' ny vy hafa dia madilo) [Rajemisa 1985]
English translation   being set on edge [Richardson 1885]
French translation   agacé [Abinal 1888]
Examples   antsy be tsara ofana, adidy tsy mba madilo [Rahajarizafy: Kabary, page 52+136]
Compound words, titles, names  

Entry madilo (dilo)
Part of speech   noun
Malagasy definition   hazo lehibe sady be ravina misandrahaka, fahita amin'ny tapany atsimo sy andrefana, manome ny voa atao hoe voamadilo. [Rajemisa 1985]
   kily, ... atao hoe koa madilo na madiro na voamatony, na lamoty, ataon'ny Vazaha koa "prunier malgache"... [Ravelojaona: Firaketana]
English translation   the tamarind tree [Richardson 1885]
French translation   tamarinier, tamarin. Tamarindus indica (Latin). Voyez dilo. [Abinal 1888]
   tamarinier (Tamarindus indica) (s [...] voamadilo) [full text in Rajaonarimanana 1995]
Malagasy definition   tamarinier. Cet arbre originaire d'Afrique peut atteindre vingt-cinq mètres de haut. Ses fruits laxatifs servent à la préparation de confitures et de boissons. Les lémuriens se régalent de ses gousses (voamadilo). Arbre sacré, c'est un des lieux de communication avec le surnaturel. [Rajaobelina: Malgache]
Italian translation   tamarindo [Profita 1969]
   kily [Bergenholtz 1991]
Scientific name   Tamarindus indica
Vocabulary  
Synonyms   kily ~ lamoty ~ madiro ~ voamadilo ~ voamatony
Illustrations  

Entry madilo (dilo)
Part of speech   active verb
English translation   to repent, to beg pardon [Provincial] [Richardson 1885]
Morphology  
madilo
nadilo
hadilo
madilova

Updated on 2015/09/19