|
|
|
|

Entry1  loloha aman' entana
Elementary words  2 loloha, 3 amana, 4 entana
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 havana akaiky tsy azon' ny tena ialana fa tsy maintsy velomina sy karakaraina [1.1]

Updated on 2025/09/12