Entry loko afo
Elementary words loko ; afo
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Loko fanaovana tombo-kase, izay dorana amin' ny afo ka mitsonika mitete ary iny mitsonika iny no apetaka amin' ny valopy ho filazana fa tsy misy mahazo manokatra azy io raha tsy izay tokony hanao izany [1.1]

Updated on 2023/06/23