| Entry (1/3) | 1 liona |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [lioña] [Antambahoaka] laona
[1.78] 4 [Bezanozano] laona [1.78] |
| Synonyms | 5 leona |
| Entry (2/3) | 6 liona |
| Part of speech | 7 noun |
| Explanations in Malagasy |
8 Biby lehibe sy matanjaka ary masiaka
[1.1] |
| Examples |
9 Ny halavan' ny liona dia tokony ho 2 metratra
[1.38]
10 Niombon-kaza, hono, ny liona sy ny ampondra ary ny saka. [2.293] |
| Vocabulary | 11 Zoology: mammals |
| All compound words | 12 2 combinations of that word |
| Article | 13 Randzavola: liona ao amin' ny Baiboly |
| Entry (3/3) | 14 liona |
| Part of speech | 15 noun |
| Explanations in French |
16 [Tankarana] bout des branches.
[1.19] 17 (dialecte non précisé). Équivalent de laingo (merina). Jeunes pousses, bourgeons tendres, d'après le Firaketana Malagasy. [1.196] |
| Vocabulary | 18 Botany |
| Synonyms | 19 laona, leona |
| Anagrams | 20 alino, 21 alony, 22 lanio, liona |
| Updated on 2026/02/04 |
|