Entry leona
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Bezanozano] laona [Rakotosaona 1972]
   [ leoña ] [Sihanaka] laona [Rakotosaona 1972]
   [ leoña ] [Tanala] laona, fitotoan-javatra: Mavesa-mody, mavesa-mandeha diakoa ny mpamanga leoña (mitondra entana atakalo vary ka tsy miala entana toy ny mpivarotra laona) [Rakotosaona 1972]
Synonyms   liona

2009/02/23