|
|
|
|

Entry1  lian-tsofina
Elementary words  2 liana, 3 sofina
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 ta handre vaovao izaitsizy, ta handre bebe kokoa satria tsy nahare tsara na tsy afa-po tamin' izay re [1.1]
Explanations in French  6 avide d'entendre, curieux de nouvelles [1.3#404]

Updated on 2025/10/11