Entry lempona
Part of speech noun
Malagasy definition Enti-milaza toerana na faritra iva noho ny manodidina azy, lesoka: Misa lempona eo amin' ny saokan' itỳ zaza itỳ / Lempona ny faritany misy anay ka manevokevoka aoka izany [Rajemisa 1985]
 faritra boribory miletsy noho ny asan'ny rano any amin'ny tany sokay [SLP 1986]
English definition a concavity, a hollow [Hallanger 1973]
French definition terrain bas [Hallanger 1974]
French definition doline [SLP 1986]
Vocabulary 
Derivations 
Compound words, titles, names 
Analogues  deboka
Quotes 
Toponymy Place names having the word lempona (3): Ambohidempona, Ilempona, Lempona

Entry lempona
Part of speech adjective
Malagasy definition miendrika lovia [SLP 1986]
English definition concave, hollow; low-lying [Hallanger 1973]
French definition creux, enfoncé [Hallanger 1974]
French definition concave [SLP 1986]
Analogues  kaoka

Entry Lempona (lempona)
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Toponymy lempona

2013/09/12