Entry | 1 lefakozatra |
Elementary words | 2 lefaka, 3 hozatra |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Anaran-kafa ilazana ny poliomielita [1.1] |
Examples |
6 Ny zaza lasa malemin'ny lefakozatra dia tokony mihinana sakafo be otrikaina ary manao fanatanjahan-tena mba hanatanjahana ireo hozatra tavela.
[2.424#]
|
Vocabulary | 7 Health |
Synonyms | 8 poliomielita |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |