Entry lefaka
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Misy fahasimban-tsaina, adaladala miteniteny foana na misentosento [Rajemisa 1985]
   [Sihanaka] adaladala [Rakotosaona 1972]
French definition   dont le cerveau est détraqué; insensé, passioné, fou d'amour, fou [Abinal 1888]
Examples   nefa raha tsy olona lasan-ko adala aho ary handroso ho lefaka, dia hanome tsiny havana hody va? [Dahle: Angano, page 222]
Derivations  

Entry lefaka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Halefolefo, tsy fihenjanana. [Rajemisa 1985]
French definition   souplesse, flexibilité, simplicité, douceur [Abinal 1888]
Derivations  
Compound words, titles, names  

Updated on 2017/03/30