| Entry | 1 poliomielita |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
[polimielita]
3 Aretina avy amin' ny virosy iray izay mamely ny sala mpampihetsika eo amin' ny tendron' ny tsokan-damosina ka mety hahatonga fahalemen-drantsambatana, indrindra ny rantsambatana ambany; lefakozatra
[1.1] [pôliômelita] 4 lefakozatra [1.13] |
| Explanations in French |
5 poliomiélite
[1.13] |
| Vocabulary | 6 Health |
| Synonyms | 7 lefakozatra |
| Updated on 2025/09/12 |
|