|
|
|
|

Entry1  latsapaheniny
Elementary words  2 latsaka, 3 fahenina
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Anaram-bola ambanin' ny voamena ka ny heviny dia hoe: voamena latsaka ny ampaheniny (ampahenin' ny voamena), na 0,166 Fr [1.1]
Explanations in English  6 (latsa-paheniny) twopence less a sixth [1.2]
Vocabulary  7  Economy: finances, management
Proverbs  8  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02