|
|
|
|

Entry1  latsaka ondana
Elementary words  2 latsaka, 3 ondana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 ilazana ireo nisy fahavoazana tamin' ny harena na ny fahefana ka zary nitam-bororotra sy lasa ambany noho ireo namany [1.1]
Explanations in French  6 Celui qui perd son rang, est semblable à celui dont la tête a glissé de dessus l' oreiller [2.415#2713]

Updated on 2025/09/12