Entry ondana
Part of speech noun
Malagasy definition Zavatra ametrahana ny loha rehefa matory [Rajemisa 1985]
English definition a pillow, a bolster, a cushion. [Richardson 1885]
 a pillow [Hallanger 1973]
French definition oreiller [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 coussin, traversin, coussinet [Abinal 1888]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Examples Mbola kelikely ny heriny ka ny fandriana sy ny ondana no nanjary sakaizany tsy foiny; [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 138]
Quotes 

2013/12/18