Entry | 1 latsa-drakitra |
Elementary words | 2 latsaka, 3 rakitra |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 ny vola alatsaka ao anaty rakitra na arotsaka amin' ny rakitra any am-piangonana [1.1] |
Explanations in English |
6 giving money by putting it into a plate, etc., at a collection [1.2] |
Examples |
7 Ary novan-dRainibao mpitandrina ny fanao amy ny latsadrakitra.
[2.59#]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |