|
|
|
|

Entry1  lasa mpifosa vao mifafa trano
Elementary words  2 lasa, 3 mpifosa, 4 vao, 5 mifafa, 6 trano
Part of speech  7  locution
Explanations in Malagasy  8 enti-milaza olona tsy nanao zavatra amin' ny fotoana tokony ho nanaovana azy; efa hitan'olona kilema vao taitra mitady hanatsara toetra [1.1]

Updated on 2025/09/12