|
|
|
|

Entry 1  lasalasa
Root  2 lasa
Part of speech  3  adjective
Examples  4  lasalasa tokoa ny fisainany nandre sy nandinika ny vetsovetson-janany. [2.470#147]
5  Efa nialan' ny anjaran' ny tompon-tsambo anefa izany , ka lasalasa ny saiko nanao manambatra sy manala. [2.471#47]
6  Ny mandra-pihaonan' i Zozefinina aza toa lasalasa foana tsy niniany! [2.499#74]
Derivatives 
Adjectives :
Combinations  8 lasalasa vinany

Anagrams  lasalasa, 9 salasala

Updated on 2026/02/26