| Entry | 1 langoroany |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in French |
3 tambour [1.13] |
| Examples |
4 Novelezina ny langoroany dia nifandringana indray ny roa tonta.
[2.508#]
5 dia ny mpitsoka sodina sy mozika ary ny mpitendry lokanga miaraka amin' ny ampongabe sy ny langoroany [2.649#] |
| Vocabulary | 6 Music: instruments |
| Analogs | 7 amponga, detra, hazolahy |
| Updated on 2025/09/12 |
|