Entry hazolahy (hazo, lahy)
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tanala] karazan'amponga (amponga tapaka ) [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka, Tanosy] amponga [Rakotosaona 1972]
   Amponga fampiasa amin' ny lanonan-dehibe, na alohan' ny kabarin' ny manam-pahefana. Tsy mahazo mikasika azy ny vehivavy fahiny teo amin' ny Ntaolo; fady amin' ny sambatra na hiram-pivavahana na lanonana fangataham-pitahiana ho an' ny tafika ny mampiasa ny hazolahy [Rajemisa 1985]
   [Betsileo] Laona tonta efa gorobaka ka tampenana hoditra ny tendrony roa ary misy tady fanenjanana ny hoditra manodidina ny vatany velezina toy ny amponga [Rajemisa 1985]
English definition   a tall drum beaten at one end only, the performer standing up. See amponga, hatrotrobe. [Richardson 1885]
   a drum [Hallanger 1973]
French definition   Tambour lait avec un tronc d'arbre creusé [Abinal 1888]
   [Taisaka] tambour (tam-tam) servant dans les cérémonies [Deschamps 1936]
   tambour [Hallanger 1974]
French definition   tam-tam [SLP: Voambolana]
Vocabulary  
Analogy   amponga ~ detra ~ langoroany

Entry hazolahy
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tanala] lanonam-paty [Rakotosaona 1972]
French definition   [Taisaka] fêtes mortuaires [Deschamps 1936]
French definition   fête funéraire [SLP: Voambolana]
Vocabulary  

2013/10/21