| Entry | 1 lamina |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fanaovana izay hisian' ny firindrana, ny fiezahana sy fanaovana izay tsy hahitana korontana; fikarakarana mba ho amin' ny toerany avy ny zavatra.
[1.1] |
| Explanations in English |
4 See lahatra, andalana
[1.2] |
| Explanations in French |
5 organisation; arrangement, ordre, disposition
[1.13] |
| Examples |
6 Toy izao ny lamina arahina hanatsara ny karazan' asa misy eto an-tanananay;
[2.445]
7 Salohy milofika tsara lamina toy izany no avy hatrany hitan' izy mpamangy tonga. [2.472] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 28 7 combinations of that word |
| Anagrams | lamina, 29 malany, 30 malìna, malina, 31 manaly, 32 manilà, manila |
| Updated on 2025/11/27 |
|