| Entry | 1 lamboniva |
| Elementary words | 2lambo, 3iva |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5ilay karazana madinika kokoa noho ny lambonava any ambany. Potamochoerus madagascariensis, Potamochoerus africanus, Gray. Ny ala ambany toerana manodidina an' Imarina no be azy, somary fotsy kokoa ny volon' ny vombony sady tsy vaventy loatra izy. Ny ankabeazan' ny lamboniva dia mitovy amin' ny kisoa gasy ny habeny; lava ny vavany; lava koa ny vanginy amin' ireo efa lehibe..
[1.10#L125] |
| Explanations in English |
6wild hog inhabiting the lower coast regions, Potamochoerus madagascariensis, or Potamochoerus africanus, Gray..
[1.2] |
| Scientific name |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|