| Entry | 1 lamba rano |
| Elementary words | 2 lamba, 3 rano |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
[lambarano]
5 lamba mainty (haingo fa tsy fisaonana).
[Sihanaka]
[1.78] 6 lamba landihazo madini-tenona sady manify saiky kararavina ary nasiana loko manga mainty, ka natao lamba fisaonana. [1.1] |
| Explanations in French |
[lambarano]
7 toile de Bengale, toile bleue.
[1.3] |
| Vocabulary | 8 Economy: clothing |
| Proverbs | 9 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 10 lamba rano, 11 lamborana |
| Updated on 2025/11/02 |
|