|
|
|
|

Entry1  lalimanga
Elementary words  2 lalitra, 3 manga
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Karazan-dalitra mangamanga, lehibe noho ny lalitra tsotra, fia mipetapeta ka amin' ny maloto ary matetika manatody eny amin' ny hena ka mahatonga azy ho maimbo haingana. [1.1]
Vocabulary  6  Zoology: invertebrates

Updated on 2025/10/11