|
|
|
|

Entry (1/2)1 lakan-drano
Elementary words  2lakana, 3rano
Part of speech  4 noun
Explanations in Malagasy  5tatatra natao handehanan' ny rano. Masondrano tsy vita-Nanahary fa nataontanan' olombelona mba handehanana an-dakana na hanondrahana ny tany manodidina. [1.1]
Explanations in French  6canal. [1.13]
Examples  7 Badain' ny tompon-tatatra ny lakandrano mankamin' ny tany tsy tiany hahazo. [2.472#]
8 Ny hadin-tany dia asa entina manamaintimolaly ny fanjakana : lakandrano, fefiloha, tetezana. [2.113#]

Entry (2/2)9 lakan-drano
Part of speech  10 noun
Explanations in Malagasy  11ilazana ny lakandamosina; ny lempona lavalava midina amin' ny lamosina. [1.1]
Vocabulary  12 Biology
Synonyms  13lakamosina, lakandamosina, lakandrano-damosina
All compound words  14lakandrano-damosina

Updated on 2025/10/08